2 Kings 10:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany NY TOMPO no nanomboka nampihena velarana ny Israely; fa i Hazaela dia namely azy tany amin’ny sisintanin’ny Israely rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany no niantombohan’ny nanabangan’i Iaveh ny tanin’i Israely. Noresen’i Hazaela hatraiza hatraiza ny Israelita tamin’ny sisin-tanin’i Israely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany no nanombohan’ny TOMPO nanakely ny tanin’i Israely, satria navelany handresy azy amin’ny sisin-taniny rehetra i Hazaela.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany no niantombohan'ny nanakelezan'i Jehovah ny Isiraely; fa Hazaela namely azy tamin'ny sisin-tanin'ny Isiraely rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany NY TOMPO no nanomboka nampihena velarana ny Israely; fa i Hazaela dia namely azy tany amin’ny sisintanin’ny Israely rehetra,
malagasy
Tamin'izany andro izany no niantombohan'ny nanakelezan'i Jehovah ny Isiraely; fa Hazaela namely azy tamin'ny sisin-tanin'ny Isiraely rehetra