2 Kings 10:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatrany Jordana no ho miantsinanana, dia ny tany Gileada rehetra, ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita, hatrany Aroera, izay eo amoron’ny lohasahan-driaka Arnona, dia i Gileada sy i Basana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatrany Jordany any amin’ny fiposahan’ny masoandro, dia ny tany Galaada rehetra, ny Gadita, ny Robenita, ny Manasita, hatrany Arôera, amin’ny ranon-driaka Arnôna, ka hatrany Galaada sy Basàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasan’io mpanjakan’i Siria io avokoa ny faritra atsinanan’i Jôrdàna sy avaratr’i Harôhera izay tanàna eo amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna, izany hoe i Gilehada sy i Basàna, dia ny tanin’ny Gadita sy ny Reobenita ary ny Manasita.
Malagasy Bible 1865
hatrany Jordana no ho miantsinanana, dia ny tany Gileada rehetra, ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita, hatrany Aroera, izay eo amoron'ny lohasahan-driaka Arnona, dia Gileada sy Basana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatrany Jordana no ho miantsinanana, dia ny tany Gileada rehetra, ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita, hatrany Aroera, izay eo amoron’ny lohasahan-driaka Arnona, dia i Gileada sy i Basana.
malagasy
hatrany Jordana no ho miantsinanana, dia ny tany Gileada rehetra, ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita, hatrany Aroera, izay eo amoron'ny lohasahan-driaka Arnona, dia Gileada sy Basana.