2 Kings 10:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Jeho sisa mbamin’izay rehetra nataony ary ny heriny rehetra, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa amin’ny asan’i Jehò mbamin’izay rehetra nataony sy ny herim-pony nasehony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Israely va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Jehò ary koa ny zavatra hafa rehetra nataony sy ny herimpo nasehony dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Jeho sisa mbamin'izay rehetra nataony ary ny heriny rehetra, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Jeho sisa mbamin’izay rehetra nataony ary ny heriny rehetra, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely va izany?
malagasy
Ary ny tantaran'i Jeho sisa mbamin'izay rehetra nataony ary ny heriny rehetra, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?