2 Kings 10:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Jeho dia nalevina tao Samaria. I Joahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Jehò ka nalevina tao Samaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanjaka 28 taona tamin’i Israely tao Samaria i Jehò. Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina tao Samaria; ary i Jôahaza zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeho lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Samaria izy. Ary Joahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Jeho dia nalevina tao Samaria. I Joahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Jeho lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Samaria izy. Ary Joahaza zanany no nanjaka nandimby azy.Ary ny andro izay nanjakan'i Jeho tamin'ny Isiraely tao Samaria dia valo amby roa-polo taona.