2 Kings 10:36 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro nanjakan’i Jeho tamin’ny Israely tao Samaria dia valo amby roapolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jôakaza zanany no nanjaka nandimby azy. 28 taona no andro nanjakan’i Jehò tamin’i Israely tany Samaria.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro izay nanjakan'i Jeho tamin'ny Isiraely tao Samaria dia valo amby roa-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro nanjakan’i Jeho tamin’ny Israely tao Samaria dia valo amby roapolo taona.
malagasy
Ary ny andro izay nanjakan'i Jeho tamin'ny Isiraely tao Samaria dia valo amby roa-polo taona.