2 Kings 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia raiki-tahotra indrindra ireo ka nifampilaza hoe: Indro, ny mpanjaka roa aza tsy nahajoro teo anatrehany, koa hataontsika ahoana no fahajoro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raiki-tahotra mafy izy ireo, ka nilaza hoe: «Indro fa mpanjaka roa aza tsy nahatohitra azy, ka hataontsika ahoana no fanohitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiki-tahotra avokoa ireo olon-drehetra ireo, ka nifampilaza hoe: «Hataontsika ahoana ny hahatohitra an’i Jehò, nefa mpanjaka roa aza tsy nahatohitra azy?»
Malagasy Bible 1865
Dia raikitahotra indrindra ireo ka nifampilaza hoe: Indro ny mpanjaka roa aza tsy nahajanona teo anatrehany, ka hataontsika ahoana no fahajanona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia raiki-tahotra indrindra ireo ka nifampilaza hoe: Indro, ny mpanjaka roa aza tsy nahajoro teo anatrehany, koa hataontsika ahoana no fahajoro?
malagasy
Dia raikitahotra indrindra ireo ka nifampilaza hoe: Indro ny mpanjaka roa aza tsy nahajanona teo anatrehany, ka hataontsika ahoana no fahajanona?