2 Kings 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tany amin’ireo ny taratasy dia naka ny zanakalahin’ny mpanjaka izy ireo ka namono azy fitopolo lahy ary nataony tao an-tsobika ny lohany dia nateriny tany amin’i Jeho tany Jezirela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony tonga tany amin’izy ireo ny taratasy, novonoiny avokoa izy fitopolo lahy, ary nataony an-tsobiky ny lohany, dia nalefany ho any amin’i Jehò, tany Jezrahela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao voarain’ireo mpitondra ireo ny taratasy, dia nampiantsoiny izy fitopolo lahy taranaky ny mpanjaka ka novonoiny ho faty; ary nafatrany an-tsobika ny lohany ka nalefany tany amin’i Jehò tany Jizrehela.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa tonga tany amin'ireo ny taratasy, dia naka ny zanakalahin'ny mpanjaka izy ka namono azy fito-polo lahy, ary nataony tao an-tsobiky ny lohany ka nateriny tany amin'i Jeho tany Jezirela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tany amin’ireo ny taratasy dia naka ny zanakalahin’ny mpanjaka izy ireo ka namono azy fitopolo lahy ary nataony tao an-tsobika ny lohany dia nateriny tany amin’i Jeho tany Jezirela.
malagasy
Ary nony efa tonga tany amin'ireo ny taratasy, dia naka ny zanakalahin'ny mpanjaka izy ka namono azy fito-polo lahy, ary nataony tao an-tsobiky ny lohany ka nateriny tany amin'i Jeho tany Jezirela.