2 Kings 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina dia nivoaka ny trano i Jeho ary nitsangana teo anatrehan’ny vahoaka rehetra ka niteny hoe: Marina ianareo! Fa indro, izaho no nanao tetika fikomiana tamin’ny tompoko ka nahafaty azy; fa iza kosa no nahafaty ireto rehetra ireto?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maraina, dia nivoaka izy ary niseho teo anatrehan’ny vahoaka rehetra izy nanao hoe: «Marina ianareo; indreo fa nikomy tamin’ny tompoko aho sy namono nahafaty azy, fa iza kosa no namono an’ireto rehetra ireto?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maraina, dia nivoaka ny tanàna i Jehò ka niato nijaridina izy no niteny tamin’ny vahoaka rehetra teo hoe: –Tsy manan-tsiny ianareo! Fa izaho no tompon’andraikitra nioko tamin’i Jôrama mpanjaka sady nahafaty azy. Fa mba iza kosa no nahafaty an’ireto rehetra ireto?
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina, dia nivoaka Jeho ary nitsangana ka nanao tamin'ny vahoaka rehetra hoe: Marina ianareo, indro, izaho nikomy tamin'ny tompoko ka nahafaty azy; fa iza kosa no nahafaty ireto rehetra ireto?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina dia nivoaka ny trano i Jeho ary nitsangana teo anatrehan’ny vahoaka rehetra ka niteny hoe: Marina ianareo! Fa indro, izaho no nanao tetika fikomiana tamin’ny tompoko ka nahafaty azy; fa iza kosa no nahafaty ireto rehetra ireto?
malagasy