2 Kings 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpifehy zato dia nomen’ilay mpisorona ny lefona sy ampingan’i Davida mpanjaka izay tao amin’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolotry ny mpisorona ny tompon-jato ny lefona aman’ampinga izay an’i Davida mpanjaka, sy nipetraka tao an-tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’i Jôiadà an’ireo kapiteny y lefona aman’ampingan’i Davida mpanjaka izay natoby tao an-tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny kapiteny nomen'ilay mpisorona ny lefona sy ampingan'i Davida mpanjaka izay tao an-tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpifehy zato dia nomen’ilay mpisorona ny lefona sy ampingan’i Davida mpanjaka izay tao amin’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Ary ny kapiteny nomen'ilay mpisorona ny lefona sy ampingan'i Davida mpanjaka izay tao an-tranon'i Jehovah.