2 Kings 11:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Atalia ny tabataban’ny mpiambina sy ny vahoaka dia mba nankao amin’ny vahoaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre ny fihahohahon’ny mpihazakazaka sy ny vahoaka i Atalia dia nankao amin’ny vahoaka izy, ao an-tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Hatalià ny kotaban’ny mpiambina sy ny vahoaka, dia mba nankao amin’ny vahoaka tao an-tranon’ny TOMPO izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Atalia ny tabataban'ny mpiambina sy ny vahoaka, dia mba nankao amin'ny vahoaka tao amin'ny tranon'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Atalia ny tabataban’ny mpiambina sy ny vahoaka dia mba nankao amin’ny vahoaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy.
malagasy
Ary nony ren'i Atalia ny tabataban'ny mpiambina sy ny vahoaka, dia mba nankao amin'ny vahoaka tao amin'ny tranon'i Jehovah izy.