2 Kings 11:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Joiada dia nampanao fanekena ny mpanjaka sy ny vahoaka tamin’NY TOMPO mba ho olon’NY TOMPO izy ireo, ary nampifanaiky koa ny mpanjaka sy ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanaovan’i Jôiadà fanekena tamin’i Iaveh sy ny mpanjaka ary ny vahoaka, ny tsy maintsy haha-vahoakan’i Iaveh azy ireo. Ary nampanaoviny fanekena koa ny mpanjaka sy ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanaovin’i Jôiadà fanekempihavanana tamin’ny TOMPO ny mpanjaka sy ny olona teo mba ho vahoakan’ny TOMPO izy rehetra; ary dia nasainy nanao fifanekena koa ny mpanjaka sy ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary Joiada nampanao fanekena ny mpanjaka sy ny vahoaka tamin'i Jehovah, mba ho olon'i Jehovah izy, ary nampifanaiky ny mpanjaka sy ny vahoaka koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Joiada dia nampanao fanekena ny mpanjaka sy ny vahoaka tamin’NY TOMPO mba ho olon’NY TOMPO izy ireo, ary nampifanaiky koa ny mpanjaka sy ny vahoaka.
malagasy
Ary Joiada nampanao fanekena ny mpanjaka sy ny vahoaka tamin'i Jehovah, mba ho olon'i Jehovah izy, ary nampifanaiky ny mpanjaka sy ny vahoaka koa.