2 Kings 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifaly ny vahoaka rehetra ary nandry fehizay ny tanàna. Ary i Atalia moa dia novonoiny tamin’ny sabatra tao an-tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifaly avokoa ny vahoaka rehetra tamin’ny tany, nandry feizay ny tanàna, ary novonoina tamin’ny sabatra tao an-tranon’ny mpanjaka i Atalia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra tao an-dapan’ny mpanjaka i Hatalià.
Malagasy Bible 1865
Dia nifaly ny vahoaka rehetra, ary nandry fahizay ny tanàna Ary Atalia novonoiny tamin'ny sabatra tao an-tranon'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifaly ny vahoaka rehetra ary nandry fehizay ny tanàna. Ary i Atalia moa dia novonoiny tamin’ny sabatra tao an-tranon’ny mpanjaka.
malagasy
Dia nifaly ny vahoaka rehetra, ary nandry fahizay ny tanàna Ary Atalia novonoiny tamin'ny sabatra tao an-tranon'ny mpanjaka.