2 Kings 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niery nandritra ny enina taona niaraka taminy tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy, fa i Atalia no nanjaka tamin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enin-taona no nieran’izy sy i Jôsabà tao an-tranon’i Iaveh. Ary i Atalia no nanjaka tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niery enin-taona tao an- tranon’ny TOMPO i Jôasy mbamin’ny mpitaiza azy; ary i Hatalià no nanjaka teo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary niery enin-taona tao aminy tao an-tranon'i Jehovah izy. Ary Atalia no nanjaka tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niery nandritra ny enina taona niaraka taminy tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy, fa i Atalia no nanjaka tamin’ny tany.
malagasy
Ary niery enin-taona tao aminy tao an-tranon'i Jehovah izy. Ary Atalia no nanjaka tamin'ny tany.