2 Kings 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy nandidy azy hoe: Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata dia hiambina ny tranon’ny mpanjaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia izao no baiko nomeny azy ireo: «Izao no hataonareo: Ny ampahatelony aminareo izay miditra hanao fanompoana amin’ny andro sabata, mba hiambina ny tranon’ny mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo kapiteny ireo dia nomen’i Jôiadà baiko hoe: –Izao no hataonareo: ny antokony iray aminareo dia mandray asa amin’ny sabata; ka ny andiany voalohany amin’io dia miambina ny lapan’ny mpanjaka;
Malagasy Bible 1865
Ary izy nandidy azy hoe: Izao no hataonareo: Ny ampahatelony izay milatsaka amin'ny Sabata dia hiambina ny tranon'ny mpanjaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy nandidy azy hoe: Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata dia hiambina ny tranon’ny mpanjaka;
malagasy
Ary izy nandidy azy hoe: Izao no hataonareo: Ny ampahatelony izay milatsaka amin'ny Sabata dia hiambina ny tranon'ny mpanjaka;