2 Kings 11:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny ampahatelonareo dia ho eo am-bavahady Sora; ary ny ampahatelony sisa dia ho ao am-bavahady, ao aorianan’ny mpiambina; hifandimby hiambina ny trano ianareo ka hiaro azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ampahatelony eo am-bavahady Sora, ny ampahatelony eo am-bavahadin’ny mpiambina, - dia hiambina ny tranon’i Iaveh mba hiaro ny fidirana ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny andiany faharoa dia miambina eo am-bavahadin’i Sòra; ary ny andiany fahatelo dia miambina eo am-bavahady ivohon’ny mpiambina. Ianareo andiany telo ireo no hifandimby miambina ny lapa.
Malagasy Bible 1865
ary ny ampahatelony ho eo am-bavahady Sora; ary ny ampahatelony ho ao am-bavahady ivohon'ny mpiambina, dia hiambina ny trano ianareo ka hiaro azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny ampahatelonareo dia ho eo am-bavahady Sora; ary ny ampahatelony sisa dia ho ao am-bavahady, ao aorianan’ny mpiambina; hifandimby hiambina ny trano ianareo ka hiaro azy.
malagasy
ary ny ampahatelony ho eo am-bavahady Sora; ary ny ampahatelony ho ao am-bavahady ivohon'ny mpiambina, dia hiambina ny trano ianareo ka hiaro azy.