2 Kings 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny roa toko aminareo kosa, dia izay rehetra miala amin’ny andro Sabata, dia hiambina ny tranon’NY TOMPO hiarovana ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny roa toko sisa aminareo, izay rehetra miala fanompoana amin’ny andro sabata kosa mba hiambina ao amin’ny tranon’i Iaveh ao akaikin’ny mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny antoko anankiroa izay tsy mandray asa amin’ny sabata kosa dia hiambina ny tranon’ny TOMPO izay misy ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny roa toko aminareo kosa, dia izay rehetra miala amin'ny andro Sabata, dia hiambina ny tranon'i Jehovah hiarovana ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny roa toko aminareo kosa, dia izay rehetra miala amin’ny andro Sabata, dia hiambina ny tranon’NY TOMPO hiarovana ny mpanjaka.
malagasy
Ary ny roa toko aminareo kosa, dia izay rehetra miala amin'ny andro Sabata, dia hiambina ny tranon'i Jehovah hiarovana ny mpanjaka.