2 Kings 12:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fito taona i Joasy raha nanomboka nanjaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao fito taona i Jôasa dia tonga mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jehò tamin’i Israely no tonga ho mpanjakan’i Joda i Jôasy; vao fito taona izy tamin’izay, ary naharitra efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Tsibià avy any Beera-Seba.
Malagasy Bible 1865
Fito taona Joasy fony izy vao nanjaka:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fito taona i Joasy raha nanomboka nanjaka;
malagasy
[Ny nanjakan'i Joasy tamin'ny Joda, sy ny nanamboarana ny rafitry ny tempoly] Fito taona Joasy fony izy vao nanjaka: