2 Kings 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa naka vata iray i Joiada mpisorona dia noloahany ny rakony ary napetrany teo anilan’ny alitara tamin’ny sisiny havanan’ny fidirana amin’ny tranon’NY TOMPO; dia nalatsaky ny mpisorona, mpiandry varavarana, tao ny vola rehetra izay nampidirina ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa naka vata anankiray i Jôiadà mpisorona nasiany loaka ny sarony, napetrany teo anilan’ny ôtely ankavanan’ny fidirana ho ao an-tranon’i Iaveh, dia nataon’ny mpisorona mpiandry varavarana tao ny vola rehetra naterin’ny olona tao an-tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa naka vata iray i Jôiadà mpisorona, dia noloahiny ny sarony ka napetrany teo akaikin’ny alitara teo ankavanan’ny fidirana amin’ny tranon’ny TOMPO; dia nalatsaky ny mpisorona mpiandry varavarana tao ny vola rehetra nentina tao an-tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa Joiada mpisorona naka vata anankiray, dia noloahany ny rakony, ary napetrany teo anilan'ny alitara tamin'ny sisiny ankavanana eo am-pidirana amin'ny tranon'i Jehovah; dia nalatsaky ny mpisorona, mpiandry varavarana, tao ny vola rehetra izay nampidirina ho ao an-tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa naka vata iray i Joiada mpisorona dia noloahany ny rakony ary napetrany teo anilan’ny alitara tamin’ny sisiny havanan’ny fidirana amin’ny tranon’NY TOMPO; dia nalatsaky ny mpisorona, mpiandry varavarana, tao ny vola rehetra izay nampidirina ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy