2 Kings 12:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tamin’ny volafotsy nampidirina tao dia tsy nisy nanaovana lovia volafotsy, na antsy, na lovia famafazana, na trompetra, na izay mety ho fanaka volamena sy volafotsy ho amin’ny tranon’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa tsy mba nanaovana fitoeran-drano volafotsy, na antsy, na kapoaka, na trômpetra, na fanaka volamena na fanaka volafotsy, hatao ao an-tranon’i Iaveh ny vola naterin’ny olona ao an-tranon’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy mba nanaovana koveta na antsy na tsatokaty famafazana, na trompetra na zavatra hafa vita volamena na volafotsy ireny fanomezana nentina tao an-tranon’ny TOMPO ireny.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nisy lovia volafotsy, na antsy, na lovia famafazana, na trompetra, na izay fanaka volamena sy volafotsy na inona na inona, natao ho amin'ny tranon'i Jehovah tamin'ny volafotsy nampidirina tao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tamin’ny volafotsy nampidirina tao dia tsy nisy nanaovana lovia volafotsy, na antsy, na lovia famafazana, na trompetra, na izay mety ho fanaka volamena sy volafotsy ho amin’ny tranon’NY TOMPO,
malagasy