2 Kings 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nomena ny mpiasa izany ka noentin’ireo nanamboarana ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nomena an’ireo nampanao ny raharaha ihany, hoentiny manamboatra ny tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomena ny mpanao raharaha izany hanamboarana ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
fa nomeny ny mpiasa izany ka nentin'ireo nanamboatra ny tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nomena ny mpiasa izany ka noentin’ireo nanamboarana ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
fa nomeny ny mpiasa izany ka nentin'ireo nanamboatra ny tranon'i Jehovah.