2 Kings 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nampamoahiny ny olona izay notolorany ny vola homena ny mpiasa, fa olona nahatoky ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nampamoahina ny olona nametrahana ny vola homena izay nampanao ny asa, satria nanaraka ny rariny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nampamoahina ny mpanome karama ny mpiasa satria nahatoky tamin’ny fiasany.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nampamoahiny ny olona izay notolorany ny vola homena ny mpiasa, fa nahatoky ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nampamoahiny ny olona izay notolorany ny vola homena ny mpiasa, fa olona nahatoky ireo.
malagasy
Ary tsy nampamoahiny ny olona izay notolorany ny vola homena ny mpiasa, fa nahatoky ireo.