2 Kings 12:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vola natao fanati-panonerana sy fanatitra noho ny ota kosa dia tsy mba nampidirina tao amin’ny tranon’NY TOMPO, fa an’ny mpisorona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vola tamin’ny sorona noho ny ota sy ny sorona noho ny heloka dia tsy mba naterina tao an-tranon’i Iaveh fa an’ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vola narotsaky ny olona ho solon’ny sorom-panonerana na sorona fanalana ny ota dia tsy mba natolotra ho an’ny tranon’ny TOMPO, fa an’ny mpisorona kosa izany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny vola natao fanati-panonerana sy fanatitra noho ny ota dia tsy mba nampidirina tao an-tranon'i Jehovah, fa an'ny mpisorona kosa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vola natao fanati-panonerana sy fanatitra noho ny ota kosa dia tsy mba nampidirina tao amin’ny tranon’NY TOMPO, fa an’ny mpisorona izany.
malagasy
Fa ny vola natao fanati-panonerana sy fanatitra noho ny ota dia tsy mba nampidirina tao an-tranon'i Jehovah, fa an'ny mpisorona kosa izany.