2 Kings 12:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia niakatra i Hazaela, mpanjakan’i Arama ary namely an’i Gata ka nahazo azy. Dia nizotra niakatra hamely an’i Jerosalema koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany, niakatra namely an’i Geta, i Hazaela, mpanjakan’i Siria, ka nahafaka azy. Dia nikasa hiakatra hamely an’i Jerosalema izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany dia niakatra nanafika ny tanànan’i Gata i Hazaela mpanjakan’i Siria, ka nahazo azy; rehefa izany, dia niomana hanafika an’i Jerosalema ihany koa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia niakatra Hazaela, mpanjakan'i Syria, ary namely an'i Gata ka nahafaka azy; ary nizotra niakatra hamely an'i Jerosalema koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia niakatra i Hazaela, mpanjakan’i Arama ary namely an’i Gata ka nahazo azy. Dia nizotra niakatra hamely an’i Jerosalema koa izy.
malagasy
Ary tamin'izany dia niakatra Hazaela, mpanjakan'i Syria, ary namely an'i Gata ka nahafaka azy; ary nizotra niakatra hamely an'i Jerosalema koa izy.