2 Kings 12:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jeho mpanjakan’i Joda izy no nanombohany nanjaka, ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Zibia, avy any Bery-Sheba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahafiton’ny nanjakan’i Jehò no vao tonga mpanjaka i Jôasa ary efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Sebià, avy any Bersabea.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahafito nanjakan'i Jeho no vao nanjaka izy; ary efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jeho mpanjakan’i Joda izy no nanombohany nanjaka, ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Zibia, avy any Bery-Sheba.
malagasy