2 Kings 12:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO i Joasy tamin’ny androny rehetra izay nanoloran’i Joiada mpisorona saina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh i Jôasa tamin’ny andro rehetra nanoloran’i Joiadà mpisorona fampianarana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO tamin’ny androny rehetra i Jôasy, satria nampianatra azy tsara i Jôiadà mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah tamin'ny androny rehetra izay nanoloran'i Joiada mpisorona saina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO i Joasy tamin’ny androny rehetra izay nanoloran’i Joiada mpisorona saina azy.
malagasy
Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah tamin'ny androny rehetra izay nanoloran'i Joiada mpisorona saina azy.