2 Kings 12:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa kosa ny toerana fanaovana sorona dia tsy mba noravana, ary ny olona dia mbola namono zavatra ho fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teo amin’ny toerana fanaovana sorona ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa kosa ny fitoerana avo, mbola tsy foana, ary notohizin’ny vahoaka ny fanaterana sorona aman-java-manitra teny amin’ny fitoerana avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy nofoanany ny toeram-panasinana, ka mbola tonga nitondra sorona sy nandoro azy hanetona teny ihany ny olona.
Malagasy Bible 1865
Nefa kosa ny fitoerana avo tsy mba noravana; ary ny olona mbola namono zavatra hatao fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teo amin'ny fitoerana avo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa kosa ny toerana fanaovana sorona dia tsy mba noravana, ary ny olona dia mbola namono zavatra ho fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teo amin’ny toerana fanaovana sorona ihany.
malagasy
Nefa kosa ny fitoerana avo tsy mba noravana; ary ny olona mbola namono zavatra hatao fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teo amin'ny fitoerana avo ihany.