2 Kings 12:6 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka horaisin’ny mpisorona amin’ny olom-pantany avy izany ka hanamboarany ny simba amin’ny Trano, na amin’inona na amin’inona no hitany misy simba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aoka horaisin’ny mpisorona samy avy amin’ny olom-pantany avy, ary aoka hamboatra ny banga amin’ny trano izy ireo amin’izay rehetra hita fa misy banga.»
Malagasy Bible 1865
aoka horaisin'ny mpisorona amin'ny olom-pantany avy izany ka hanamboarany ny simba amin'ny trano, na amin'inona na amin'inona no hitany misy simba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka horaisin’ny mpisorona amin’ny olom-pantany avy izany ka hanamboarany ny simba amin’ny Trano, na amin’inona na amin’inona no hitany misy simba.
malagasy