2 Kings 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo hatramin’ny fahatelo amby roapolo taona nanjakan’i Joasy mpanjaka dia tsy mbola voavoatry ny mpisorona ihany ny simba tamin’ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo, indro fa tamin’ny faha-23 taona nanjakan’i Jôasa, dia mbola tsy voavoatry ny mpisorona ihany ny banga amin’ny trano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tamin’ny taona faha-23 nanjakan’i Jôasy dia tsy mbola voavoatr’ireo mpisorona ihany ny simba tamin’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Kanjo hatramin'ny fahatelo amby roa-polo taona nanjakan'i Joasy mpanjaka dia tsy mbola voavoatry ny mpisorona ihany ny simba tamin'ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo hatramin’ny fahatelo amby roapolo taona nanjakan’i Joasy mpanjaka dia tsy mbola voavoatry ny mpisorona ihany ny simba tamin’ny Trano.
malagasy
Kanjo hatramin'ny fahatelo amby roa-polo taona nanjakan'i Joasy mpanjaka dia tsy mbola voavoatry ny mpisorona ihany ny simba tamin'ny trano.