2 Kings 12:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanaiky tsy handray vola amin’ny olona hanamboarana ny simba amin’ny Trano intsony ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanaiky ny tsy handray vola amin’ny vahoaka intsony ny mpisorona, ka tsy azy intsony ny hanamboatra ny banga amin’ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanaiky tsy handray vola amin’ny olona intsony sy tsy hiandraikitra ny fanamboarana ny tempoly ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona nanaiky tsy handray vola amin'ny olona intsony sady tsy hanamboatra ny simba amin'ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanaiky tsy handray vola amin’ny olona hanamboarana ny simba amin’ny Trano intsony ny mpisorona.
malagasy
Ary ny mpisorona nanaiky tsy handray vola amin'ny olona intsony sady tsy hanamboatra ny simba amin'ny trano.