2 Kings 13:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy fa tsy niala tamin’ny fahotana rehetra izay nataon’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely, fa nandeha tamin’izany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, fa tsy nisy nialany na dia iray aza na fahotan’i Jerôbôama zanak’i Nabata izay nampanota an’i Israely, fa nanaraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy, satria tsy nialany fa nizorany hatrany ny fahotana rehetra izay nitarihan’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata ireo Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy; fa tsy niala tamin'ny fahotana rehetra izay nataon'i Jeroboama, zanak'i Nebata, sady nampanotany ny Isiraely; fa nandeha tamin'izany ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy fa tsy niala tamin’ny fahotana rehetra izay nataon’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely, fa nandeha tamin’izany ihany.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy; fa tsy niala tamin'ny fahotana rehetra izay nataon'i Jeroboama, zanak'i Nebata, sady nampanotany ny Isiraely; fa nandeha tamin'izany ihany izy.