2 Kings 13:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Joasy sisa mbamin’izay rehetra nataony sy ny heriny niadiany tamin’i Amazia, mpanjakan’ny Joda, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa tamin’ny asan’i Jôasa, mbamin’izay rehetra nataony, ny herim-po nasehony, ny niadiany tamin’i Amasiasa, moa tsy dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Israely va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Jôasy ary koa ny zavatra hafa rehetra nataony sy ny herimpo nasehony, fony izy niady tamin’i Amatsià mpanjakan’i Joda, dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Joasy sisa mbamin'izay rehetra nataony sy ny heriny niadiany tamin'i Amazia, mpanjakan'ny Joda, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Joasy sisa mbamin’izay rehetra nataony sy ny heriny niadiany tamin’i Amazia, mpanjakan’ny Joda, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely va izany?
malagasy
Ary ny tantaran'i Joasy sisa mbamin'izay rehetra nataony sy ny heriny niadiany tamin'i Amazia, mpanjakan'ny Joda, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?