2 Kings 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voan’ny aretina izay hahafaty azy i Elisa dia nidina nankany aminy i Joasy mpanjakan’ny Israely ka niondrika nitomany teo ambonin’ny tavany sady niteny hoe: Ry Ikaky ô! Ry Ikaky ô! E ny kalesy fitondra miady an’ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaliny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Elisea nararin’ny aretina izay hahafaty azy, ka nidina nankany aminy i Jôasa mpanjakan’i Israely, dia nitomany teo ambonin’ny tavany nanao hoe: «Ry ikaky ô, ry ikaky ô! kalesin’i Israely ama-mpitaingin-tsoavaliny!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha voan’ny aretina hahafaty azy i Elisà, dia lasa hamangy azy i Jôasy mpanjakan’i Israely ary nihohoka teo ambony tavan’i Elisà izy ka sady nitomany no nanao hoe: –Ry dada ô! Ry dada ô! Mahery mihoatra noho ny kalesin’i Israely sy ny mpitaingin-tsoavaliny rehetra ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary Elisa dia nararin'ny aretina izay hahafaty azy. Ary Joasy, mpanjakan'ny Isiraely, nidina nankany aminy ka niondrika nitomany teo ambonin'ny tavan'i Elisa ka nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, ny kalesin'ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voan’ny aretina izay hahafaty azy i Elisa dia nidina nankany aminy i Joasy mpanjakan’ny Israely ka niondrika nitomany teo ambonin’ny tavany sady niteny hoe: Ry Ikaky ô! Ry Ikaky ô! E ny kalesy fitondra miady an’ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaliny!
malagasy