2 Kings 13:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Elisa taminy: Makà tsipìka sy zana-tsipìka! Dia naka tsipìka sy zana-tsipìka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Elisea taminy: «Mangalà tsipìka aman-jana-tsipìka.» Dia naka tsipìka sy zana-tsipìka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Elisà taminy: –Makà tsipîka iray sy zana-tsipîka maro ianao. Dia nampaka ireo ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elisa taminy: Makà tsipìka sy zana-tsipìka. Ary dia naka tsipìka sy zana-tsipìka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Elisa taminy: Makà tsipìka sy zana-tsipìka! Dia naka tsipìka sy zana-tsipìka izy.
malagasy
Ary hoy Elisa taminy: Makà tsipìka sy zana-tsipìka. Ary dia naka tsipìka sy zana-tsipìka izy.