2 Kings 13:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hoy izy: Vohay ny varavarankely atsinanana! Dia novohany izany. Hoy i Elisa: Alefaso! Dia nalefany. Ary hoy izy: Zana-tsipìkan’ny famonjen’NY TOMPO, dia zana-tsipìkan’ny famonjena hahavoa ny Arameana! Fa hamely ny Arameana ao Afeka ianao mandra-pandringanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Vohay ny varavarankely tandrifin’ny atsinanana », dia namoha izy; ary hoy i Elisea: «Mandefasa zana-tsipìka iray»; ka nandefa zana-tsipìka iray izy; dia nataon’i Elisea hoe: «Zana-tsipìkan’ny famonjena avy amin’i Iaveh iny, dia zana-tsipìkan’ny famonjena hamelezana ny Sirianina. Fa hamely ny Sirianina ao Afeka ianao, mandra-paharingany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Vohay ny varavarankely atsinanana. Ary dia novohany. Dia hoy Elisa: Alefao. Ka dia nalefany. Ary hoy izy: Zana-tsipìkan'ny famonjen'i Jehovah, dia zana-tsipìkan'ny famonjena hahavoa ny Syriana! fa hamely ny Syriana ao Afeka ianao mandra-pandringanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hoy izy: Vohay ny varavarankely atsinanana! Dia novohany izany. Hoy i Elisa: Alefaso! Dia nalefany. Ary hoy izy: Zana-tsipìkan’ny famonjen’NY TOMPO, dia zana-tsipìkan’ny famonjena hahavoa ny Arameana! Fa hamely ny Arameana ao Afeka ianao mandra-pandringanao azy.
malagasy