2 Kings 13:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy; nanaraka ny fahotan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely izy fa tsy niala tamin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh izy, nanahaka ny fahotan’i Jerôbôama zanak’i Nabata izay nampanota an’i Israely, fa tsy niala tamin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy, satria nanahaka ny fahotana izay nitarihan’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata ireo Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa nanaraka ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely; tsy niala tamin'izany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy; nanaraka ny fahotan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely izy fa tsy niala tamin’izany.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa nanaraka ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely; tsy niala tamin'izany izy.