2 Kings 13:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia maty i Elisa ka nalevina. Tamin’izany fotoana izany dia nananika ny tany isan-taona ny mpihantsy adin’ny Moabita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Elisea ka nalevina. Tamin’ny fitsingerenan’ny taom-baovao dia nisisika tamin’ny tany ny andian-jirika Moabita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary maty i Elisà ka nalevina. Isan-taona dia tonga mamakivaky ny tanin’i Israely ny tontakely môabita.
Malagasy Bible 1865
Ary dia maty Elisa ka nalevina. Ary ny mpitoha adin'ny Moabita nananika ny tany amin'ny fitsingerenan'ny taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia maty i Elisa ka nalevina. Tamin’izany fotoana izany dia nananika ny tany isan-taona ny mpihantsy adin’ny Moabita.
malagasy
Ary dia maty Elisa ka nalevina. Ary ny mpitoha adin'ny Moabita nananika ny tany amin'ny fitsingerenan'ny taona.