2 Kings 13:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Hazaela, mpanjakan’i Arama, dia nampahory ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Joahaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Jôakaza dia nampahory an’i Israely i Hazaela mpanjakan’i Siria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny andro rehetra nanjakan’i Jôahaza, dia nampahory ny Israelita i Hazaela mpanjakan’i Siria.
Malagasy Bible 1865
Ary Hazaela, mpanjakan'i Syria, nampahory ny Isiraely tamin'ny andro rehetra nanjakan'i Joahaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Hazaela, mpanjakan’i Arama, dia nampahory ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Joahaza.
malagasy
Ary Hazaela, mpanjakan'i Syria, nampahory ny Isiraely tamin'ny andro rehetra nanjakan'i Joahaza.