2 Kings 13:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maty i Hazaela, mpanjakan’i Arama, ka i Beny-Hadada zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maty i Hazaela mpanjakan’i Siria, ka i Benhadada zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maty i Hazaela mpanjakan’i Siria, dia i Bena-Hadada zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Hazaela, mpanjakan'i Syria; ary Beni-hadada zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maty i Hazaela, mpanjakan’i Arama, ka i Beny-Hadada zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary maty Hazaela, mpanjakan'i Syria; ary Beni-hadada zanany no nanjaka nandimby azy.Ary Joasy, zanak'i Joahaza, naka indray teo an-tànan'i Beni-hadada, zanak'i Hazaela, ny tanàna izay efa nalain'i Hazaela teo an-tànan'i Joahaza, rain'i Joasy, tamin'ny ady. Intelo no nandresen'i Joasy azy, ka dia azony indray ny tanànan'ny Isiraely.