2 Kings 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifona tamin’NY TOMPO i Joahaza ka nohenoin’NY TOMPO, satria hitany ny fahorian’ny Israely, fa nampahory azy ny mpanjakan’i Arama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitaraina tamin’i Iaveh i Jôakaza, dia nihaino azy i Iaveh, fa hitany ity fahorian’i Israely, tamin’ny nampijalian’ny mpanjakan’i Siria azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifona tamin’ny TOMPO anefa i Jôahaza, dia nihaino azy IZY satria hitany ny fampahorian’ny mpanjakan’i Siria an’i Israely;
Malagasy Bible 1865
Ary Joahaza nifona tamin'i Jehovah, dia nohenoin'i Jehovah izy, satria hitany ny fahorian'ny Isiraely, fa nampahory azy ny mpanjakan'i Syria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifona tamin’NY TOMPO i Joahaza ka nohenoin’NY TOMPO, satria hitany ny fahorian’ny Israely, fa nampahory azy ny mpanjakan’i Arama.
malagasy
Ary Joahaza nifona tamin'i Jehovah, dia nohenoin'i Jehovah izy, satria hitany ny fahorian'ny Isiraely, fa nampahory azy ny mpanjakan'i Syria.