2 Kings 13:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Joahaza dia nalevina tao Samaria ka i Joasy zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Jôakaza ka nalevina tao Samaria, dia i Jôasa zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Jôahaza, dia nalevina tao Samaria; ary i Jôasy zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Joahaza lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Samaria izy; ary Joasy zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Joahaza dia nalevina tao Samaria ka i Joasy zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Joahaza lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Samaria izy; ary Joasy zanany no nanjaka nandimby azy.