2 Kings 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Joasy, zanak’i Joahaza, mpanjakan’ny Israely, no nanombohan’i Amazia, zanak’i Joasy, nanjaka tamin’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Jôasa, zanak’i Jôakaza mpanjakan’i Israely, no vao nanjaka i Amasiasa zanak’i Jôasa, mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Jôasy zanakalahin’i Jôahaza sady mpanjakan’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Amatsià zanakalahin’i Jôasy;
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Joasy, zanak'i Joahaza, mpanjakan'ny Isiraely, no vao nanjakan'i Amazia, zanak'i Joasy, mpanjakan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Joasy, zanak’i Joahaza, mpanjakan’ny Israely, no nanombohan’i Amazia, zanak’i Joasy, nanjaka tamin’ny Joda.
malagasy
[Ny nanjakan'i Amazia tamin'ny Joda] Tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Joasy, zanak'i Joahaza, mpanjakan'ny Isiraely, no vao nanjakan'i Amazia, zanak'i Joasy, mpanjakan'ny Joda.