2 Kings 14:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no nampody ny sisintanin’ny Israely ka azony hatrany akaikin’i Hamata ka hatrany amin’ny ranomasin’ny tany ngazana, araka ny tenin’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia i Jona, zanak’i Amitahy, mpaminany tany Gata-Hefera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no nampody ny sisin-tanin’i Israely, ho araka ny faritany taloha, hatramin’ny hadilalan’i Emata ka hatramin’ny Ranomasin’i Arabah, araka ny tenin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely nolazainy tamin’ny alalan’ny mpanompony Jônasa mpaminany zanak’i Amatì, avy any Gety-Kefera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no namerina indray ny tanin’i Israely hatreo Lebô-Hamata any avaratra ka hatrany amin’ny Ranomasina Maty any atsimo araka ny nambaran’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely tamin’ny alalan’i Jônà mpaminany zanakalahin’i Amitahy avy any Gata-Hefera.
Malagasy Bible 1865
Izy no nampody ny sisin-tanin'ny Isiraely ka azony hatrany akaikin'i Hamata ka hatramin'ny ranomasin'ny tani-hay, araka ny tenin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia Jona, zanak'i Amitahy, mpaminany tany Gata-hefera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no nampody ny sisintanin’ny Israely ka azony hatrany akaikin’i Hamata ka hatrany amin’ny ranomasin’ny tany ngazana, araka ny tenin’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia i Jona, zanak’i Amitahy, mpaminany tany Gata-Hefera.
malagasy
Izy no nampody ny sisin-tanin'ny Isiraely ka azony hatrany akaikin'i Hamata ka hatramin'ny ranomasin'ny tani-hay, araka ny tenin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia Jona, zanak'i Amitahy, mpaminany tany Gata-hefera.[Heb. Arabà]