2 Kings 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Saloma, zanak’i Jabesy dia nanao tetika fikomiana taminy dia namely azy teo anatrehan’ny vahoaka ka nahafaty azy ary avy eo dia nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikomy taminy i Seloma zanak’i Jabesa ary namely nahafaty azy teo anatrehan’ny vahoaka, dia nanjaka nandimby azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nikomy taminy kosa i Saloma zanakalahin’i Jabesa ka nahafaty azy tao Jiblehama ary nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Saloma, zanak'i Jabesy, nikomy taminy, dia namely azy teo anatrehan'ny olona ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Saloma, zanak’i Jabesy dia nanao tetika fikomiana taminy dia namely azy teo anatrehan’ny vahoaka ka nahafaty azy ary avy eo dia nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Saloma, zanak'i Jabesy, nikomy taminy, dia namely azy teo anatrehan'ny olona ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy.