2 Kings 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Zakaria sisa, indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa tamin’ny asan’i Zakariasa, dia indro fa efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Zakarià dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Zakaria sisa, indro fa efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Zakaria sisa, indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely izany.
malagasy
Ary ny tantaran'i Zakaria sisa, indro fa efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany.