2 Kings 15:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany ilay tenin’NY TOMPO nolazainy tamin’i Jeho hoe: Ny taranakao hatramin’ny zafindohalika dia hipetraka amin’ny sezafiandrianan’ny Israely. Dia tanteraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no tenin’i Iaveh nolazainy tamin’i Jehò hoe: «Hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Israely ny zanakao hatramin’ny taranaka fahefatra.» Ka tanteraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany ilay nolazain’ny TOMPO tamin’i Jehò hoe: «Hitoetra eo amin’ny sezafiandrianan’i Israely hatramin’ny taranaka fahefatra ny taranakao, ka dia tanteraka.»
Malagasy Bible 1865
Izany no ilay tenin'i Jehovah nolazainy tamin'i Jeho hoe: Ny taranakao hatramin'ny zafindohalika dia hipetraka amin'ny seza fiandrianan'ny Isiraely. Ka dia tanteraka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany ilay tenin’NY TOMPO nolazainy tamin’i Jeho hoe: Ny taranakao hatramin’ny zafindohalika dia hipetraka amin’ny sezafiandrianan’ny Israely. Dia tanteraka izany.
malagasy
Izany no ilay tenin'i Jehovah nolazainy tamin'i Jeho hoe: Ny taranakao hatramin'ny zafindohalika dia hipetraka amin'ny seza fiandrianan'ny Isiraely. Ka dia tanteraka izany.