2 Kings 15:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niakatra avy tany Tirza hankany Samaria i Menahema, zanak’i Gady, dia namely an’i Saloma, zanak’i Jabesy, tany Samaria ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niakatra avy any Tersà, i Manahema zanak’i Gadì, ary nony tonga tao Samaria dia namely nahafaty an’i Seloma zanak’i Jabesa tao Samaria ihany izy, ka nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tonga tao Samaria avy any Tiritsà kosa i Menahema zanakalahin’i Gadỳ ka nahafaty an’i Saloma tao, ary dia nandrombaka ny fahefana.
Malagasy Bible 1865
Fa Menahema, zanak'i Gady, niakatra avy tany Tirza ka nankany Samaria, dia namely an'i Saloma, zanak'i Jabesy, tany Samaria ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niakatra avy tany Tirza hankany Samaria i Menahema, zanak’i Gady, dia namely an’i Saloma, zanak’i Jabesy, tany Samaria ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy.
malagasy
Fa Menahema, zanak'i Gady, niakatra avy tany Tirza ka nankany Samaria, dia namely an'i Saloma, zanak'i Jabesy, tany Samaria ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy.