2 Kings 15:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Saloma sisa mbamin’ny nikomiany, indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa tamin’ny asan’i Seloma mbamin’izay fikomiana nataony, dia indro fa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Saloma ary koa ny fiokoany nanohitra an’i Zakarià dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Saloma sisa mbamin'ny nikomiany, indro fa efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Saloma sisa mbamin’ny nikomiany, indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely izany.
malagasy
Ary ny tantaran'i Saloma sisa mbamin'ny nikomiany, indro fa efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany.