2 Kings 15:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan’i Azaria, mpanjakan’ny Joda, no nanomboka nanjaka tamin’ny Israely i Menahema, zanak’i Gady, ary folo taona no nanjakany tao Samaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-39 nanjakan’i Azariasa tamin’i Jodà no vao tonga mpanjaka tamin’i Israely kosa i Manahema zanak’i Gadì. Fola taona no nanjakany tao Samaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-39 nanjakan’i Hazarià tamin’i Joda no tonga mpanjakan’i Israely i Menahema zanakalahin’i Gadỳ; ary naharitra folo taona no nanjakany tao Samaria.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan'i Azaria, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Menahema, zanak'i Gady, tamin'ny Isiraely, ary nanjaka folo taona tao Samaria izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan’i Azaria, mpanjakan’ny Joda, no nanomboka nanjaka tamin’ny Israely i Menahema, zanak’i Gady, ary folo taona no nanjakany tao Samaria.
malagasy
Tamin'ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan'i Azaria, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Menahema, zanak'i Gady, tamin'ny Isiraely, ary nanjaka folo taona tao Samaria izy.