2 Kings 15:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodimandry any amin’ny razany i Menahema ka i Pekahia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Manahema, ka i Faseià zanany, no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia i Pekahià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Menahema lasa nodi-mandry any amin'ny razany, ary Pekahia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodimandry any amin’ny razany i Menahema ka i Pekahia zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Menahema lasa nodi-mandry any amin'ny razany, ary Pekahia zanany no nanjaka nandimby azy.