2 Kings 15:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona faharoa amby dimampolo nanjakan’i Azaria, mpanjakan’ny Joda, no nanomboka nanjaka tamin’ny Israely tao Samaria i Peka, zanak’i Remalia, ary roapolo taona no nanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-52 nanjakan’i Azariasa mpanjakan’i Jodà, no vao nanjaka i Faseà, zana-dRomeliasa, tamin’i Israely, tao Samaria. Roapolo taona no nanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-52 nanjakan’i Hazarià tamin’i Joda no tonga mpanjakan’i Israely i Peka zanakalahin’i Remalià; ary naharitra roapolo taona no nanjakany tao Samaria.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona faharoa amby dimam-polo nanjakan'i Azaria, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Peka, zanak'i Remalia, tamin'ny Isiraely tao Samaria, ary nanjaka roa-polo taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona faharoa amby dimampolo nanjakan’i Azaria, mpanjakan’ny Joda, no nanomboka nanjaka tamin’ny Israely tao Samaria i Peka, zanak’i Remalia, ary roapolo taona no nanjakany.
malagasy
Tamin'ny taona faharoa amby dimam-polo nanjakan'i Azaria, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Peka, zanak'i Remalia, tamin'ny Isiraely tao Samaria, ary nanjaka roa-polo taona izy.